Teny iditra | fehivorintany faritra ivo | |
Singan-teny | fehivorintany ; faritra ; ivo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra eo anelanelan'ny fehivorintany mangatsiaka sy fehivorintany mafana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Zone tempérée [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | fehivorintany ivo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |